Ny tonon'andronao anio.
Bélier : mila fandaminana ny asanao, aza misy avelavela foana ny singa rehetra amin'izany asanao izany.
Taureau : miazakazaka be ianao anio, mitady tsy ho vitanao ny hilamin-tsaina,... https://t.co/NqBVYYaj6N
Ny tonon'andronao anio.
Bélier : tia hametraka ny baikonao ianao, tsy mety ny fomba fitondranao ny mpiara-miasa aminao.
Taureau : hivoatra indray ny sehatry ny asanao, hanananao ny fitaovana ho enti-miasa fa... https://t.co/Q31W3Ip7jC
Ity indray ny vinavinan'ny tontolo andronao.
horoscope talata
bélier: hanan-danja be aminao ny olom-baovao hifanena aminao anio. Kojakojao tsara mba ho tsara izany.
taureau: tony be ity tontolo andro ity, mivoatra... https://t.co/XLasMYvLZI
Indro indray ny vinavinan'ny tontolo andronao.
Belier: reraka ianao, mila manandrana maka aina na ihany koa misitaka kely. Raha tsy manana fotoana dia manaova fanatanjahan-tena mampitony.
Taureau: misy fiatraikany... https://t.co/3DKxsGc2bF
Ity indray ny vinavinan'ny andro anio.
Bélier fahasarotana eo amin'ny fiainanao manokana no hamotika ny asanao sy ny lamina napetrakao.
Taureau sarotra ho anao n'y hampanaiky n'y hevitrao amin'ny hafa anio.... https://t.co/9T46Y8quXF
Ity indray ny vinavinan'ny andro anio.
Bélier raha toa ka sarotra aminao ny mandray fanapahan-kevitra eo anivon'ny asa dia aza misalasala maka hevitra any amin'ny olo-tianao.
Taureau mbola ho sarotsarotra ihany ny... https://t.co/ORG2j1Jttu
Ity indray ny vinavinan'ny andro anio.
Bélier hafaliana no hiainanao anio, na ny fiainam-pitiavana aza dia ho tsara noho ny omaly.
Taureau hampanantena zava-tsoa ho anao ity tontolo andro ity. Fenoy fitiavana... https://t.co/eSLaV37Tr4