@radonoel1 Marina ny voalazanao saingy ny malagasy izao efa lasa zanatany frantsay. Isika izao no mitana ny lohalaharana amin'ny fahantrana ary mety tsara @ mpitondra izany satria mora vidiny sy mora amidy ny vahoaka!
@Kacouro@FranceOTAN M Boris Johnson a raison. Tout le monde sait même le plus naif que l’#OTAN a peur de Poutine. Les soit-disant sanctions Americaines et Européennes ne font pas peur à M Poutine!
@weirdtwitta @EvanderDaktari OTAN dit que l’Ukraine n’est pas membre donc il ne peut pas intervenir. C’est faux! Lybie, Afghanistan, Yougoslavie n’est pas membre mais l’OTAN a intervenu!
@falyfamalagasy Mampalahelo ! Ny rehetra azo leferina hoe « mahantra ny hopitaly » fa ny tensiomètre sy ny thermomètre kosa tsy rariny raha tsy maintsy iantohan’ny marary!