Mihezaka mafy mihintsy i Colonel Michaël mba ho voavaha tanteraka ny olan’ny jiro sy rano
Fa mety misy olona forongony koa ao amin’ny JIRAMA ao aiza ve ny solika efa tonga ny barrage efa atao
Tsy mety hiala amin’ny malagasy ve ity toetsaina manimba fanana iombonana ity e
🇰🇲 🇲🇬 Le second tour des phases qualificatives de la CAN 2027 se joue mardi. Les Coelacanthes défient la Namibie à Moroni. Les Barea affrontent la Tanzanie au Maroc
🌱 Sur les routes de Madagascar, on trouve parfois des trésors là où on ne les attend pas 🌿
🪵 Un peu de bois, quelques couleurs 🎨 et beaucoup d'imaginations 🔥
👉 Ce sera quand votre prochaine aventure avec nous pour découvrir ce "savoir-faire" Malagasy? 😉
🇲🇬 DERNIÈRES NOUVELLES DES OLYMPIADES 2026 ! ♟️
Après quelques hauts et bas, nos deux équipes malgaches continuent leur parcours avec détermination !
🇲🇬 Open : 5/8
🇲🇬 Féminines : 4/8
🔥 Une 8e ronde particulièrement réussie !
Les deux équipes nous ont offert de très belles
🚨𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 🚨
« Anio no anaovana n’y Passation eo aminy lehibeany Fonja teo aloha Sy ny vaovao »
Raha ny vaovao voaray avy any Toamasina, dia tontosaina anio ny Famindram-pitantanana eo amin ny lehibeany Fonja teo aloha sy ny vaovao.
ANISAN'NY NOTAKIANA TENY ANKIANJA TAMIN'IZANY NY RESAKA JIRO SY RANO. MAHAGAGA FA ATRAMIZAO MBOLA TSY TENA NIVAHA NY OLANA, KANEFA NY FITONDRAM-PANJAKANA EFA TENA MIEZAKA, MANAFATRA SOLIKA, SNS. FA MISY OLONA RATSY MIHITSY AO AMIN'NY JIRAMA AO MANGALATRA SY MANAKORONTANA.
𝐄𝐦𝐛𝐨𝐮𝐭𝐞𝐢𝐥𝐥𝐚𝐠𝐞𝐬 𝐦𝐨𝐧𝐬𝐭𝐫𝐞𝐬 : 𝐃𝐨𝐮𝐛𝐥𝐞 𝐯𝐨𝐢𝐞 𝐢𝐧𝐬𝐭𝐚𝐮𝐫é𝐞 𝐝è𝐬 𝟓𝐡𝟑𝟎 à 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐢𝐳𝐚𝐭𝐨
La police renforce la régulation de la circulation à Anosizato, particulièrement aux heures de pointe, afin de réduire les embouteillages.
🇲🇬✈️ Miverina amin’ny anarana hoe Air Madagascar ilay orinasa, fa ny fanontaniana lehibe: efa vonona ve ny rafitra sy ny paikady? Tsy ampy ny manova anarana raha mbola tsy voavaha ny olana fototra. ⚠️
#AirMadagascar#Madagascar#Aviation
---
💧🇲🇬 10 TAONA TSY TONGA NY RANO, FA ANKEHITRINY DIA MIVERINA MANDEHA SOA AMAN-TSARA!
Taona maro no niandrasana, fa ankehitriny dia hita ny fiovana. Mandeha ny ezaka, mitohy ny fanatsarana, ary miverina amin’ny laoniny tsikelikely ny famatsian-drano.
🔥 MANGATANY – HERINARATRA
Tariby mitondra herinaratra 300m no voalaza fa nangalarina tao Mangatany. Tapaka ny famatsiana, mitady ireo nahavanon-doza ny manampahefana. ⚡
#JIRAMA#Mangatany#Herinaratra