🚨OFISIALY. Halefa mivantana ao amin’ny TVM ny lalao Madagascar - Tanzania. 📺
Fotoana amin’ny 17 ora (ora eto Madagasikara) ny fanombohan’ny lalao. 🇲🇬⚔️🇹🇿
Mbola miasa mafy ny forongony handotoana ny fitondrana fanavaozana.
Efa nanafatra fitaovana, groupe. Efa manafatra solika ho an'ny JIRAMA.
Le ao amin'ny JIRAMA ao mihitsy misy tsy mazavazava
Tonga teny AMBOHIDAHY i JESOSY KRISTY androany ZOMA 25 SEPTAMBRE 2026 nampihavana ny BANDEAU ROUGE sy ny GEN Z MADAGASIKARA. Merci beaucoup an'i TOMPO mampiray ny TANORA MALAGASY ho any amin'ny FANAVAOZANA sy ny firaisankina. IO ILAY VIDÉO ORIGINAL TENY AMBOHIDAHY RAHA HIJER
Iangaviana ianareo Polisy sy zandary ary Tafika mba isava ireny maurician eto madagasikara ilegale na clandestin ireny ary isambotra fa betsaka ny gasy iharany zany any
🕊️ Maître Kira, ancien international malgache surnommé le « Pelé malgache », est décédé ce jeudi, selon ses proches. Âgé de 76 ans, Michel Kira était malade depuis plusieurs mois. Il avait notamment évolué à Toliara, où le stade d’Andaboly porte son nom depuis 1997.
🌌 Na maizina aza ny alina, mbola mamirapiratra ny lanitr’i Bemaraha. ✨ Fa nahoana no mbola tsy voaaro tsara ny harena voajanahary toy izao? 😒
#Bemaraha#Tsiribihina#Madagascar
---
Je suis à New York, aux Nations unies, et j’ai une excellente nouvelle à vous communiquer. ↓
Le Royaume-Uni devient le 128e pays à rejoindre le combat que je porte, que la France porte avec le Mexique, pour protéger les populations civiles contre les atrocités de masse.
Comment ? En proposant de suspendre le recours au veto pour les membres permanents du Conseil de sécurité des Nations unies face aux cas de génocide, de crimes contre l'humanité et de crimes de guerre commis à grande échelle.
Le veto ne doit pas empêcher les Nations unies d'agir pour protéger les vies humaines.
Le soutien du Royaume-Uni nous donne une force supplémentaire pour convaincre d'autres pays de rejoindre cette initiative.
🔥 MANGATANY – HERINARATRA
Tariby mitondra herinaratra 300m no voalaza fa nangalarina tao Mangatany. Tapaka ny famatsiana, mitady ireo nahavanon-doza ny manampahefana. ⚡
#JIRAMA#Mangatany#Herinaratra