Faut-il rappeler que cette baisse est le resultat d'un effort indéniable du Pdt #Rajaonarimampianina et de son épouse, marraine de la Santé Mère et Enfant, à travers la mise en place d'infrastructures sanitaires pour un meilleur'm accès aux soins #mereEtEnfants#carmma#csb
Aiza ho aiza amin'izao ny fiainan'ireo ny kiaka oe miala rajao. Nitondra inona teo amin'ny fiainanareo moa izany ilay izy. Nanakarena sa lasa nadio be ny tanana. Aza dia manaiky atao fitaovana politika re ry Malagasy a. Mbola ho avy ny fotoana itenenanareo oe Aiza Rajao.
@tianaramal Rien a changé. VO maika miakatra ny vidim-piainana , ny lasantsy miakatra. Omaly tsy miova ka tsy hitako hoe inona ny tombontsoa tamin'ilay orakoraka oe miala rajao. Mbola hisy hanenina ka hilaza oe avereno rajao no hafa ihany.
#Hery_Rajaonarimampianina dia Filoha Hendry. Izy no Filoha nitsinjo ny vahoaka ary nikatsaka hatrany ny amin'ny fampandrosoana ny firenena. Nihaino ny vahoaka ary nijery ifotony ireo olan'ny mponina hatrany ambanivohitra be.
Amiko Izy ihany no mendrika hitondra ny firenena.
Esperons réellement que la #HCC fera preuve de "bonne foi" en examinant toutes les requêtes déposées par les candidats. Et que cette denonciation portera son fruit en faveur de tous les Malagasy
Ry vondrona iraisam-pirenena aza aty Madagasikara ianareo no mamboly korotana sy manamaivana anay fa any amin'ny taninareo. Mody tsy mahita ny zava-dratsy rehetra miseho eto amin'ny firenena momban'ny fifidianana. Te hiaina filaminana izahay.
Au pied de la HCC, les sifflets et banderoles continuent de s agiter, pour le 3ème jour consécutif. Parmi les msg, "communauté internationale, ne transformez pas notre pays en un enfer", "respectez le choix du peuple", "fraudes electorales"...
#MDG2018
Je me demande vraiment si la Communauté internationale est composée d'un groupement d'aveugles ou juste d'une bande d'etrangers qui n'ont rien à foutre de nos problèmes à Mscar!!!!! Comme si de rien n'était, tout s'est bien passé, on attend le 7 novembre dans le calme!!! Bravo!