24 taona i Lala ankehitriny, kaomina iray tsy lavitra an'Ihosy no misy azy, manambady sy zanaka iray. Kilasy « première » izy no nijanona nianatra ka nanapa-kevitra ny hivelona amin’ny... https://t.co/MRSuIq18Xt
27 taona i ZARAVELO RINO Nantenaina Boniface na RINO raha niofana momba ny voly traka sy legioma tao amin’ny ivotoerana St Gabriel Andiolava Ihosy. In-telo naka BAC izy fa tsy nety afaka.... https://t.co/phq5k6hYtu
Izy no Jean de Dieu, tovoahy nitombo sy nianatra tao Brickaville. Rehefa afaka Bakalorea izy dia naniry ny hanohy tamin'ny lalam-piofanana "Toekarena" ao amin'ny Oniversiten'i Toamasina,... https://t.co/bPFaP1YzYk
Ny faha 13 sy 14 desambra 2019 teo no vita ny fandraisana ireo trano vaovao miisa telo ho an’ny CAFPA Maintirano, ivotoeram-panofanana miankina amin’ny fanjakana izay mandray ireo tanora ao... https://t.co/2xFy1k6QB0
Comme promis, la vente des litchis de qualité en provenance de la région Est de Madagascar a commencé ce matin dans trois endroits très fréquentés de la capitale : dans l’enceinte de COTISSE... https://t.co/GVabcnJne9
Araka ny efa nambara teto dia nanomboka androany maraina ny fivarotana ireo litchis tsara kalitao avy any Atsinanana tamin’ny toerana telo be olona mivezivezy eto Antananarivo dia ny Cotisse... https://t.co/BL9INB0xht
Nitsidika ny tanora mpitsitraka ny fanohanan'ny FORMAPROD any Atsinanana sy Analanjirofo ny Mpandrindra Nasionalin'ny Fanadaharanasa, Rtoa RAKOTONAIVO Hary Lala, tamin'ity herinandro ity ka... https://t.co/NzTB3doYW1
Des litchis de qualité en provenance de la région Atsinanana, soigneusement préparés et emballés par les jeunes appuyés par FORMAPROD seront proposés aux consommateurs dans différents points... https://t.co/KENyO778JQ