Ilain’i Andry Rajoelina ny fahantran’ny Malagasy. Raha tsisy mahantra eto, iza no hovidiana vola na rebirebena aminy koveta? Mifohaza ry Malagasy! Ho antsika rehetra ity tolona ity, na hoan’ny genZ, na hoan’ireo novidiana vola hanao hetsika hoan’ny fitondrana #GenZMadagascar
ℹ️ ⚠️ UN SEUL DISCORD
Attention, nous avons vu circuler un lien vers un discord qui n’est pas le nôtre!
Le seul discord Gen Z Madagascar est celui dont le lien est disponible sur notre facebook.
Nous vous remettons le lien ici :
https://t.co/aYfT9hHPEY
🇲🇬Ho an’ny taninjanaka