#SA_AHOANA_AKI 27 avril 2019
Vahiny : Masy Anglade vy ao amin'ny Le Graal Bien-être Madagascar
Lohahevitra : Tokony ho tia tena, hono, ny vehivavy indraindray ?
Arahin'ny #Vaovaon_Ampela, hamintinana ny vaovaon'ny... https://t.co/BqAxlydiSX
Rahampitso amin'ny 9 ora ny fotoana, ao amin'ny TOP RADIO 102.8 FM, miaraka amin'i @Ambinintsoa Randrianarisoa, Esthéticienne Cosméticienne, mitantana ny Beauty And'Ntsoa eny Faravohitra https://t.co/ekRsDnDwof
Tontolon'ny fanabeazana ao amin'ny TOP RADIO 102.8 FM. Ao anatin'ny fandaharana #Bemiray, alatsinainy hatramin'ny zoma, manomboka amin'ny 7 maraina. https://t.co/ZLmdvZjDao
Inona no anjara asan'ny vehivavy amin'ny fiarovana ny tontolo iainana ?
Horesahina mandritra ny fandaharana #SA_AHOANA_AKI ao amin'ny TOP RADIO amin'ny sabotsy 14 aprily izao, manomboka amin'ny 9 ora maraina. https://t.co/I2Pr4paFEg
Rahampitso 30 mars no fotoanantsika ao amin'ny TOP RADIO 102.8 FM, manomboka amin'ny 9 ora maraina. Horesahantsika ao ny momba ny fitaizana amin'ny ankapobeny, fa indrindra koa ny momba ny fitaizana ny zaza autiste, miaraka amin'ny Autisme Madagascar https://t.co/eWC7wGinjN
Mankasitraka anareo lehilahy maro be naneho hevitra mahakasika ny lohahevitra : "Raha tratranao mampirafy ny olon-tianao, inona no hataonao?". Alefanay amin'ity herinandro ho avy ity ny lohahevitra manaraka... https://t.co/Yrj4jmgJLO
Mety aminareo lehilahy ve ny mifampijery finday sy mifamaky ny hafatra miafina eo aminareo roa ? Satria nahoana ?
Sehatra fandraisana ny hevitrareo lehilahy ity ka aza misalasala fa ho avoakantsika ao anaty gazety izany ;)
Ndao ary e !!!
IZA NO NAMAKO JEJOJEJO TE HASEHO GAZETY OOO ? ;)
Mahafatifaty kely ery ny mahita vehivavy manao robe fohy, na somary dongadonga izy, na somary kelikely. Ianao koa ve tia manao robe fohy ? Alefaso amin'ny MP... https://t.co/c0y1zKa2wy
Andro vitsivitsy izay no efa nanomboka ny volana desambra ka efa mamofopofona fety. Mba hitsenana ny fetin'ny krisamasy ary dia alefaso amin'ny hafatra miafina amin'ny pejin'ny Jejoo, le quotidien des femmes indray... https://t.co/6l7yW0rEQE
Ny 30%-n'ny vehivavy malagasy dia efa niharan'ny herisetra
Ny 45%-n'ny vehivavy dia mandray ny herisetra atao aminy ho ara-dalàna
Ny 60%-n'ny vehivavy iharan'ny herisetra dia tsy mitady vonjy, tsy mitoroka ary tsy... https://t.co/o9DRvCx8rd