Raha toa ka natao film gasy ilay "Kubo et l'armure magique" dia mino aho fa latsaka sy tapa-tsinay daholo isika. #filmgasy#malagasy#teamgasy#kubo#parodie
https://t.co/Hk4sQTY6Ms
NOANA LAVA ? Inona no olana ?
"Ka lasa tsy mahafehy tena anie aho dia lasa mitsaingotsaingoka e !" Dia inona no olana ? https://t.co/ATHuRxHgMk
#Mampihena#mampahia#torohevitra#malagasy#gasy
🍕 TOROHEVITRA RAHA TE HIHENA nefa NOANA LAVA
NOANA LAVA ? Inona no olana ?
"Ka lasa tsy mahafehy tena anie aho dia lasa mitsaingotsaingoka e !" Dia inona no olana ? https://t.co/rUIY64NttX
Raha miroradroraka sy malezolezo mihovitrovitra ny sandrinao rehefa mihetsika dia andramo ireto kotrana ireto. https://t.co/Zco0QfB3as https://t.co/N9xSkeWKYg
Mahatonga antsika HISESIKA BE an’ireny sakafo lazaina fa mampihena na mampahia ireny mba hihenàna, na dia tsy noana akory aza = Mampatavy.
https://t.co/0q0J6geQCs
#Mampihena 4/9