Fametrahana ireo aro-fiarovana ao aminโny Tunnel Ambohidahy.
Tanjona: hiarovana ny ainโny vahoaka, handrindrana ny Tanร na ary hanatsarana ny fifamoivoizana.
Efa vita ny tapany voalohany, ary hitohy aminโny andiany manaraka ny asa.
๐ฐ๐ฒ Aprรจs sa victoire 1/0 face ร la Namibie, les Comores sont deuxiรจme du Groupe G ๐ฒ๐ฌ Dans le Groupe L, Madagascar a rรฉduit ses chances de jouer la CAN 2027 aprรจs son nul contre la Tanzanie
MADAGASIKARA ร SPACEX
Nandritra ny dianโny Filohanโny Fanavaozana tany New York, dia nitsidika ny SpaceX izy ireo.
Hitohy sy hihamafy ny fiaraha-miasa!
Le contraste entre Rajoelina et Randrianirina. Tandis que le fugitif de Dubaรฏ s'affiche avec un dictateur, son tombeur reรงoit les honneurs ร l'ONU. #Karma ๐
๐ฒ๐ฌ๐ 25 Septambra ho andro fety sy fialan-tsasatra, fa tokony ho fahatsiarovana marina ve izany raha mbola tsy voavaha ny resaka rariny sy ny andraikitra? โ๏ธ Ny fahatsiarovana tsy tokony hijanona aminโny lanonana sy fakantsary fotsiny.
#25Septembre#Tolona#GENZ#Madagascar
BY_PASS โ SARETY
Nanao diabe niaraka taminโny sarety sy omby ireo mpitondra sarety manohitra ny fandrarร na. Raha voarara ny sarety, aiza ny vahaolana ho anโireo mpitatitra? ๐จ
#ByPass#Sarety#Alasora
๐จ ANTSIRABE: esorina ireo mpivarotra amoron-dalana!
Filaminana sy fahadiovana no tanjona, saingy aiza ny vahaolana ho anโireo very fivelomana? ๐
#Antsirabe#Madagasikara#Vahaolana
๐ฅ MIGREVY NY MPIVAROTRA AMORON-DALANA!
Tsy manaiky esorina aminโny trottoir sy arabe izy ireo. Mihamafy ny fifandonana, misy fandoroana pneu sy fanakanana lalana. Mila vahaolana, fa tsy korontana! ๐ฒ๐ฌ
#Madagascar#Crise#Fanavaozana