🚨 AMORONANKONA 🚨
Amoronakona: mpitondra moto iray no maty namoy ny ainy voahitsakin’ny kamiao lehibe amin’izao ora izao.
Nipotsaka mihitsy ny ati-dohany raha ny hita amin’ny sary.
🚨OFISIALY. Halefa mivantana ao amin’ny TVM ny lalao Madagascar - Tanzania. 📺
Fotoana amin’ny 17 ora (ora eto Madagasikara) ny fanombohan’ny lalao. 🇲🇬⚔️🇹🇿
🇰🇲 🇲🇬 Le second tour des phases qualificatives de la CAN 2027 se joue mardi. Les Coelacanthes défient la Namibie à Moroni. Les Barea affrontent la Tanzanie au Maroc
✒️ Vita sonia ihany ny fifanarahana amin’ny Tetikasa Tohadrano na Barrage hydroelectrique Volobe Amont na dia nila niandry 10 taona taorian'ny fanadihadiana savaranon'ando aza
💦 120 MW mahery ny herinaratra ho vokarin’ny Tetikasa Volobe Amont.