Vo mafana be🔥🔥🔥🔥
Jo fanombohana ny taogna sy fanomanana ny Makua tour2020 atolotra anao aloha ity
Dia zarao.
#Shadowbangz#Shaboodak#JessGolagola https://t.co/LS6lC3FcBP
Ra hamono olo sa te hagnino, aiza ny tomponandraikitraram-mpahasalamana
Sakafo efa tsy vitany lany daty no mbila maloto
Mila mitandrina antsika mpanjifa satria matoky ny fanajany mpivarotra ny fahadiovana sy... https://t.co/xlYKomfZT7
Manentana anareo tomponandraikitra arampanjakana sy arapahasalamana mba hijery akaiky sy handray ny fepetra sahady@zaymety hisorohana ny tsy ahatongavan'io virus io eto amintsika, ra ny fahafantarako azy mantsy... https://t.co/Nd05sXoozY
#MAKALA#CHARBON vita@fako.
Vahaolana hialana@famadihana ny ala ho lasa charbon, vita malagasy fikarohana malagasy,ndao tohanantsika jiaby
Ho fitsinjovana ny ala sisa tavela
Ra miombokevitra... https://t.co/Gu7xeBxeFz
Pray for the earth pray for this planet,pray that human will stop being stupid doing stupid things,i know we are not bad,we are a miracle of life and we are wise enought to kill ourselves
Because killin this planet we kill ourself
Save nature,save... https://t.co/GviyutHA2Z
Bravo #BastaLion 👌tsara ny hezaka sy ny fikarohana, ankasitrahako tanteraka satria antsika koa managna ny antsika
Culture fusion🌋 https://t.co/zQJksJAhDj
Ho antsika tanora sahirana mitady ASA le manontany anahy fona iny,tsotra kely tsy mila CV,tsy manavaka tava fa eto@facebook ihany dia hafaka mi postule,tsy ho lava resaka fa ao ano mahita anazy #TeleperformanceMadagascar#vahaolanahoanyTanora https://t.co/wptv6WWoU1
Mila hizahagna solution ny tranga matetika miseho@ity RN2 ity satria mijaly ny olona
Betsaka ny simba fandaharampotoana
Ho anareo camioneur mba aleo hifampitsinjo
Satria manao zay sitrak'areo ny ankamaroanareo... https://t.co/h9MN761EFb
Misandrata avo hatrany ry Malagasy
Mivoaha aby le mbola mivonivony agny avohay ny talenta ho fahazavany Madagascar 🇲🇬
Champion d'Afrique sur PES 2020
#Alefaaaaa partageo ho hitany maro https://t.co/Zk0AO69MPP
Betsaka ny hafatra azo ampiasaina ihany koa@ireo lehibe mpitantana antsika eto na kolontsaina na fanatanjahantena, rehefa voatsinjo sy hafaka mamelona tena@talenta sy maha matianina azy ny olona iray dia hafaka... https://t.co/JptwNdIDCT