Misy zavatra toa lazain'ny kristiana sasany ho marina, kanefa tsy nilaza izany mihitsy Jesosy
❌ Toy ny hoe: Manaova ny mety dia ho voavonjy ianao.
Tsia tompoko ! Tsy ny ezaka ataonao no hahavonjy anao, ary tsy hahavita hamafa ny otanao mihitsy ny fiezahanao.
🤍 Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra
🤍 Mamonjy ny tenin'Andriamanitra
🤍 Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo
🤍 Velona ny Tompo
🤍 Mitari-dalana ny Fanahy Masina
🤍 An'ny Tompo ny fahefana
❤️ Olomboaantso ny mpino
Rehefa mangataka hery sy tanjaka amin'Andriamanitra ianao, na mangataka herin-tsaina, herim-po, dia tsy izany no omeny anao, fa inona ary ?
👉 Enta-mavesatra, olana, fahasarotana....
Hainao amin'izay ny antony e ? Mahereza ary 💪
🤍 Lehibe ny fiandrianan'Andriamanitra
🤍 Mamonjy ny tenin'Andriamanitra
🤍 Miantso ho amin'ny fibebahana ny Tompo
🤍 Velona ny Tompo
❤️ Mitari-dalana ny Fanahy Masina
Nipetraka fotsiny ve Jesoa rehefa avy nilaza ito teny ito? Tsia! Niasa izy avy eo.
Minoa, antsoy Jesoa hiasa eo amin'ny fiainanao. Avy eo, manaraha ny fombany sy ny fanaony 😉 Manaraha Azy 🥰