@thetysem Pour Sainz, c'est le nom du père, un peu comme pour les autres Schumacher. Lando Norris a plus de potentiel que Charles Leclerc mais il lui manque encore quelque chose
#ufo#ovni est-ce que les cailloux et les grains de sable du désert se demandent si d'autres cailloux ou d'autres grains de sable existent sur d'autres planètes (comme sur Mars) 🤷♂️ #extraterrestrial
Fiarovana ny mpianatra miditra sy mivoaka ny sekoly tsy ho tratry ny voinan'ny fifamoivoizana 🚙, inona ireo fepetra mila apetraka manodidina ny sekoly?
Rehefa tsy voafehin'ny tômpony ny alika 🐕 nandratra nanaikitra olona, na olon-tsotra na mpitandro filamina, INDRINDRA fa izy tompony no nibaiko ny biby hanafika, dia mendrika ho saziana ilay tompony.
Njakatiana a, tsy mba nahita producteur sy réalisateur clip pro kokoa ve ianao tamin'ity "isika mianakavy" ity?
Sa ve hoe atao manakaiky vahoaka dia somary atao amateur be ohatra izao, indrindra fa ny cadrage?
Efa betsaka anie no mahay amin'izao afaka niarahana niasa e
Les parents qui ont nommé leurs fils "Toussaint" ... 🙄🤔 (il existe même des célébrités)
En tout cas, je n'ai jamais connu quelqu'un s'appeller "Fête Nat." Ou "Nouvel an"