FANKASITRAHANA SY TATITRA NANDRITRA NY ASSISE
Ny GenZ en Action dia maneho fankasitrahana lalina ho an’ireo mpandray anjara rehetra tamin’ny "Assise" natao tao amin’ny Kianja Kanto, Mahamasina ,androany Alahady 9 Novambra 2025.
https://t.co/t3qtnxRUov
In Madagascar, many are unable to receive proper medical care due to a lack of equipment and know-how. A Fukushima firm is hoping to improve the situation by training people how to maintain medical devices. https://t.co/3vfw3zTu65
🕊️TSY MANADINO ANAREO IZAHAY 🕊️
Androany, ny GenZ en Action dia nanao fisaonana sy fankasitrahana an’ireo tanora namoy aina sy latsa-drà nandritra ny tolona sy ny hetsika nataon’ny taranaka tanora, ny fitokonana GenZ.
🔗 https://t.co/peq5pvvZUx
Hitanay ianareo, ministra.
Hitanay koa ny ezaka nataon'ireo filoha hitady ny marimaritra iraisan'ny rehetra
Fantatray fa sarotra ny hanome fahafaham-po ny rehetra, fa mbola te hanantena izahay.
Te hino sy hametraka fahatokisana izahay fa hiara-hiasa ianareo amin’ny fanovàna tena izy.
Tadidio fotsiny: ny fanovàna tsy avy amin’ny sekretera, fa aminareo rehetra ao amin’ny fahefana.