Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Manoloana ny rivodoza na loza voajanahary hafa https://t.co/BJqbNjnYba Andao mba hampihatra ny fenitra iraisampirenena amin'izay na fenitra ambonin'izay aza raha ny tokony ho izy.
Le vrai #Génocide aujourd'hui c’est celui des #chrétiens
nigériens. Plus de 52000 morts, silence assourdissant des médias, pas de flottilles de Greta, mutisme des Nations Unies.
Paix à leurs âmes 🙏✝️
#christianophobie#Nigeria
Tantarao Isan'Andro (T.I.A): Sata manokana, minisitera manokana...Fototry ny tsimatimanota https://t.co/kVtVtPDtZ0 Manana ny rariny ve ireo mitokona any amin'ny minisitera any amin'izao fotoana? Tombontsoa manokana sa zo fototra no takìna?
Mais quand est-ce que cette influence française en Afrique cessera-t-elle ?
À noter qu’en 2009, Sarkozy a financé le coup d’État contre Ravalomanana pour protéger les intérêts culturels et économiques de la France.
🇲🇬🏴☠️ Hundreds of thousands have filled the streets of Antananarivo demanding President Andry Rajoelina’s departure — a powerful call for accountability after years of neglect. #Madagascar
the gen z in madagascar only ask for electricity and water everytime and everywhere
the rulers seem to be ready to silence them at all cost
selfishness at its ugliest
Please retweet: Points de ralliement à 10heures: pont Behoririka et cité Manakambahiny. Destination: Ambohikjatovo. Marche pacifique. Dress code: Tshirt noir
https://t.co/UOcFgay34t Miainga amin'ny antso hamahana ny olan'ny jiro sy rano ihany koa no hitranga eto Madagasikara. Rehefa tsy mihaona ny lalàna sy ny rariny dia alonalona fotsiny ihany ny fitoniana. Lasa tsy mandeha amin'izay laoniny ny demôkrasia.