Tanjona aminâny fanolorana ireto fitaovana ireto ny hahafahanâny minisitera sy ny sampan-draharaha eo aminy manatanteraka ny asany. Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://t.co/IaMVHbc122
Naneho ny heviny manoloana ny fanambarana nataonâny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) ny Filohanâny Fanavaozana. Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://t.co/IaMVHbbtcu
Tontosa ny fihaonana teo amin'ny filohan'ny Fanavaozana, ireo mpanolotsaina Avon'ny Fanavaozana, ny Praiminisitra, ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ary ireo filoham-piangonana nametrahana ny fandaminana sy nijerena ny lalana tokony hizorana amin'ny fikaonandoham-pirenena.