@Njivatahiry@NainaAndriants1 Fa ity kosa nama tena tokony mba atao any @ espace clos, toerana tsy be olona mifamezivezy izy io, fa betsaka ireo olona tsy voatery ahazaka produits chimiques composants an'io vovon-javatra io. Be ny allergique an'io.
@NainaAndriants1 Ilay parking moto ny SMGD ireny tokoa ve hoan'tsika mpankafy moto sécurisé Mr le Maire ? Raha izay tokoa mantsy dia aleo mitondra moto dia mihena ny embouteillage e
@SE_Rajoelina@WorldBank@AfDB_Group Raha mbola tsy misy mijery foana ny RN2 sy ny RN5 dia hitovy amin'io koa afaka eri-taona Mr Le Président. Tena simba izy ao.
@NainaAndriants1 Ilay plan de circulation hitako mety, fa hanalana ilay ato anosy, tsara kokoa raha avadika sens miakatra ilay eto ambadika mahamasina, amparibe moa iny, partie misy ny restaurant Jade iny. Dia mivoaka midina makany ambatonakanga, mivoaka jovena avy eo ny bus mandeha ambohijatovo