Mba tsy hitambesaran'ny lasa sy tsy hiverilberenany intsony dia aleo ny fitadidiana atao fitaovana ampiasaina, fa tsy isika indray no ataon'ny fitadidiana fitaovana...
Atomboy amin'ny fanekena sy ny fitiavana ny tenanao aloha, amin'ny maha izy anao, dia ho mora aminao foana ny manaiky sy mitia ny olona hafa, amin'ny maha izy azy ...