Ny 7 Novambra ho avy izao no hanaovana ny fihodinana voalohany amin'ny fifidianana filohampirenena ary ny 19 Desambra no hanaovana ny fihodinana faharoa raha ny nambaran'ny Praiminisitra NTSAY Christian io maraina io.
La cérémonie de prestation de serment des 11 membres de la HCJ, et de leurs suppléants respectifs, s’est déroulée dans la matinée du 1er juin 2018, dirigée par le Premier Président de la Cour Suprême
Après avoir pris en compte les decisions et avis de la HCC, les lois organiques relatives au regime général des élections et des referendums,celle relative à l'élection présidentielle et celle relative à l'élection des députés de l'Assemblée Générale ont été promulguées le 11 Mai
Masoivoho 7 any @ faritra Atsinanana no novatsiana fitaovana vaovao avy amin'ny Min Serasera mba hampandehanana ny Televiziona sy ny Radiom-pirenena masoivohon'ny @tvmalagasy any an-toerana. #Madagsikara
La CENI invite tout les acteurs de la vie politique a #Madagascar ce vendredi 11 mai à 10 heures, au Le Pavé à Antaninarenina pour une concertation nationale afin d'accélérer la prise de décision sur les lois électorales et les mesures d'apaisement durant la période électorale.
Claudia, lauréate du concours #Blog4Dev brise les clichés pour partager sa vision sur le potentiel de #Madagascar. https://t.co/hExBx6BdSa @Undpmadagascar @FAOMadagascar
Nandroso tetiandro ho amin'ny fifidianana ny @CENIT_MG : Raha aroso ny fifidianana dia ny alarobia 29 aogostra 2018 no daty akaiky indrindra. Raha manaraka ny tetiandro voalazan'ny lalam-panorenana dia ny 28 novambra 2018. Raha toa ka ho ahemotra dia ny 29 mey 2019. #Madagasikara
Rapport du Conseil du Gvt du 08/04/18,.
Extrait : " Il a été réitéré que des consignes fermes ont déjà été données aux diverses autorités des Provinces pour interdire toute manifestation #politique sur la voie publique." #Madagascar
Fitsidihana ireo toerana tsara maha te hizaha manamorona ny lakandranon'ny Pangalana no nentin'ny mpanao gazety tonga tany Toamasina nanamarihana ny #3mai . #Madagasikara
Miroso ny fanamboarana ny toeram-panatanjahan-tena vaovao ao #Antsirabe ao. Efa tafapetraka ny dobo filomanosana ary efa tonga ihany koa ireo fitaovana hafa hanaovana ny tafo sy ny fotodrafitrasa hafa. #Madagascikara Sary : CU Antsirabe.
#Politika : Mankato ny fanampahakevitry ny #HCC ny antoko MTS tarihin'i @RolandRATSIRAKA. Nanamarika kosa nefa izy ireo fa tsaratsara kokoa raha olona avy any anaty antoko politika no mirotsaka ho fidina mba hananan'ilay olona arofanina amin'ny asa ataony. #Madagasikara
La semaine de l' #Europe débutera aujourd’hui à 17h30, au PLAZA Ampefiloha par la projection du film BENJA KELY de Tovomanana Rabarisoa. Jusqu'au 12 Mai 2018., plusieurs films européens seront au rendez-vous. #Madagascar#Cinema
Nisy ny fihaonana teo @ Filohan'ny Antenimierampirenena sy ireo filoham-piangonana ao amin'ny FFKM androany. Nilaza Atoa Jean Max Rakotomamonjy fa ekeny ny fandravana ny antenimiera na ny governemanta raha hamaha ny olana, fa ny filoha dia tsy miala @ toerany. #Mdg2018
La #HCC#Madagascar vient de rendre ses décisions sur les lois organiques relatives aux #élections et referendums, aux élections des députés et aux élections présidentielles. A lire sur https://t.co/dzNiI0k7Bg