Notanterahina tao Sambava-faritra SAVA, omaly, ny Atrikasam-paritra fakàn-kevitra momba ny hitantanana ny seha-pihariana lavanila. Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Praiministra,... https://t.co/lM2U4QcEaf
Nanotrona ny lanonana namoahana sy nanolorana mari-pahaizana ny andiany “Andrarangy”, izay nanaraka ny lalam-piofanana ho mpitsara misahana ny ady ifanaovana amin’ny olon-tsotra, ny ady... https://t.co/mMc5uhRm47
Nanatanteraka fitsidihana ho fanaovam-beloma ny Praiminisitra, Ntsay Christian, ny Ambasadaoron’i Suisse miasa sy monina eto Madagasikara, Andiamatoa Philippe Brandt, noho ny fiafaran’ny... https://t.co/oGL4pr9st8
Allocution de L’Ambassadeur de Suisse à Madagascar, SEM Philippe Brandt, au terme de sa mission qui a duré quatre ans, lors de son au revoir au Premier ministre, Chef du gouvernement, Ntsay Christian. https://t.co/tyZqwDLfNJ
Interview du coordonnateur résident du système des Nations Unies, Violette Kakyomya, lors de la 11ème réunion sur " La consolidation de la paix à Madagascar" dirigée par le Premier ministre Chef du gouvernement,... https://t.co/8mgiITcSoi
Fivoriana niarahan'ny Praiministra Lehiben'ny governemanta, Ntsay Christian sy ny "Fonds des Nations Unies pour la Consolidaion de la Paix" anio tolakandro teto amin'ny Lapan'i Mahazoarivo https://t.co/EbGffmUYqo
Ao anatin'ny fitadiavam-baholana amin'ny famatsian-drano eto Madagasikara, mikasika ny tsy fahampin'ny famatsiana izany eto Antananarivo dia nidina ifotony teny amin'ny reniranon'Ampasibe Antananarivo avaradrano... https://t.co/j5KNHEKH6Y
Nivory mikasika ny olana mifandraika amin’ny famatsiana rano fisotro eto Madagasikara, ny Praiminisitra Ntsay Christian sy ireo tomponandraikitra eo anivon’ny Ministera izay misahana ny... https://t.co/bxeweonCT5
Ny delegasiona notarihan'ny Praiminisitra Lehiben'ny governemanta, Ntsay Chistian , nijery ifotony sy nanadihady ny olana mifandraika amin'ny fandriampahalemana sy ny famatsina herinaratra araka ny tokony ho izy... https://t.co/2xx1MJrwhg
[Tenin’ny Praiminisitra taorian’ny Atrikasa tao Ambositra izay namarana ny fitsidihana ny Faritra Amoron’i Mania]
Ny votoatin’ny fidinana dia ny fijerena aty ifotony ny olana mianjady... https://t.co/7Ic8wdJYnb
Le Premier ministre Ntsay Christian a honoré de sa présence la cérémonie de lancement de la célébration du 20ème anniversaire du Groupement des Entreprises Franches et Partenaires (GEFP),... https://t.co/wrlOdjuOQP
Ho fampitoviana ny fomba fjery sy ny fomba ho entina miasa amin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana (PGE) araka ny Vina napetraky ny Filohan’ny Repoblika ; Io no anton’ny... https://t.co/EUjGi6TxUM
Mahazoarivo, faha 28 martsa 2019- Ho fampitoviana ny fomba fjery sy ny fomba ho entina miasa amin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana (PGE) araka ny Vina napetraky ny Filohan’ny Repoblika ; Io... https://t.co/75mek3kHwt
Rencontre entre l'Ambassadeur des Etats-Unis, SEM Michael Pelletier et le Premier ministre, Chef du gouvernement Ntsay Christian https://t.co/8KCoeHkgDt